auto save

This commit is contained in:
PLT-MAD010 2020-02-14 08:51:09 +08:00 committed by root
parent 2e5c5448fa
commit 298225f917
2 changed files with 2 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
Rafa lasa zareo, de nisy anjelin'ny Tompo nibôgna tamin'i Josefa tamin'ny alalan'ny nofy ary nitare hoe: "Mifoaza, ndeso ny zaza sy ny reniny, ary milefasa aigny Egypta. Mipetra aigny mandra-pilazako aminao, fa i Heroda de mitady le zaza mba hamonoana an'azy." Ny alin'iny Josefa de nifô ary nitondra ny zaza sy ny reniny ka nankegy Egypta. Nipetra taigny izy mandra-pafatin'i Heroda. Zany de nana
Rafa lasa zareo, de nisy anjelin'ny Tompo nibôgna tamin'i Josefa tamin'ny alalan'ny nofy ary nitare hoe: "Mifoaza, ndeso ny zaza sy ny reniny, ary milefasa aigny Egypta. Mipetra aigny mandra-pilazako aminao, fa i Heroda de mitady le zaza mba hamonoana an'azy." Ny alin'iny Josefa de nifô ary nitondra ny zaza sy ny reniny ka nankegy Egypta. Nipetra taigny izy mandra-pafatin'i Heroda. Zany de nanantateraka ze nambaran'ny Tompo tamin'ny alalan'ny mpaminagny hoe: "Nantoiko hiala taigny Egypta ny zanako."

1
02/16.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
Avy akeo Heroda, rafa naita fa vôfitak'reo leila