auto save

This commit is contained in:
PLT-MAD010 2019-12-17 19:24:06 +08:00 committed by root
parent d95f3f8144
commit 27d13fd440
1 changed files with 1 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
\v 15 Raha magnota am'nao ny rahalanao, mandàna ary taravo an'azy ny hadisony, aminao sy izy rerika fôgna. Raha miaino an'nao izy, de hifankahazo amin'ny ralànao ndre anao.\v 16 Kanefa ra tsy mandregny an'nao izy, de mangalà raika na rôy hafa miaraka aminao,am'zay mba amin'ny vavan'reo vavolombelogna rôy na telo no ahafahana magnamarina ny teny retraretra.
\v 15 Raha magnota am'nao ny rahalanao, mandàna ary taravo an'azy ny hadisony, aminao sy izy rerika fôgna. Raha miaino an'nao izy, de hifankahazo amin'ny rahalànao ndre anao.\v 16 Kanefa ra tsy miaino an'nao izy, de mangalà raika na rôy hafa miaraka aminao,am'ze mba amin'ny vavan'reo vavolombelona rôy na telo no ahafahana magnamarina ny teny retraretra.