@ -1 +1 @@
Nikoragna tam'reo veivavy le anjely ary nitare ta
Nikoragna tam'reo veivavy le anjely ary nitare tamin-jareo hoe: "Aza matatra, fantatro fa mikaraka an'i Jesôsy nareo, le nofantsina tamin'ny hazofijalena. Tsy akato Izy, fa efa nitsangana, araka ny efa nolazainy.