auto save

This commit is contained in:
PLT-MAD010 2019-10-30 06:38:49 +08:00 committed by root
parent 1c31896c85
commit 121527226b
3 changed files with 3 additions and 2 deletions

View File

@ -1 +1 @@
Nandao haingana ny fasana tamin-tatra sy tamin'ny hafalena leibe reo veivavy, ary nihazakazaka mba hitare reo mpianany. Indro,nihaona tamin-jareo Jesôsy ary nitare hoe: "Arahaba!" Nagnatona reo veivavy, nitazona ny tongony ary nidera Anazy. Avekeo Jesôsy nitare tamin-jareo hoe: "Aza matatra. Mandeana mitare am'reo ralaiko mba hiala ka hihazo an'i Galilea. Aigny no hahitan-jareo Ana."
\v 8 Nandao haingana ny fasana tamin-tatra sy tamin'ny hafalena leibe reo veivavy, ary nihazakazaka mba hitare reo mpianany.\v 9 Indro,nihaona tamin-jareo Jesôsy ary nitare hoe: "Arahaba!" Nagnatona reo veivavy, nitazona ny tongony ary nidera Anazy. \v 10 Avekeo Jesôsy nitare tamin-jareo hoe: "Aza matatra. Mandeana mitare am'reo ralaiko mba hiala ka hihazo an'i Galilea. Aigny no hahitan-jareo Ana."

View File

@ -1 +1 @@
Ary mbôla iny nande iny reo veivavy, indro,ny sasany tami'reo mpiambina nankaigny aminan'ny tanàn-dehibe ary niatre tamin'ny lohan'ny mpisorogna ny ra daôly ze niseo. Rafa niaona tam'reo lohan'ny mpisorogna ary nikoragna momban''ny olana tamin-jareo, de nagnome vola be an'reo miaramila zareo reo ary nitare an'zareo hoe: "Lazao ami'reo sasany hoe: 'Tonga tamin'ny andro aligna reo mpianatr'i Jesôsy ary nangalatra ny vatany ra mbola natory zahay.'
\v 11 Ary mbôla iny nande iny reo veivavy, indro,ny sasany tami'reo mpiambina nankaigny aminan'ny tanàn-dehibe ary niatre tamin'ny lohan'ny mpisorogna ny ra daôly ze niseo.\v 12 Rafa niaona tam'reo lohan'ny mpisorogna ary nikoragna momban''ny olana tamin-jareo, de nagnome vola be an'reo miaramila zareo reo \v 13 ary nitare an'zareo hoe: "Lazao ami'reo sasany hoe: 'Tonga tamin'ny andro aligna reo mpianatr'i Jesôsy ary nangalatra ny vatany ra mbola natory zahay.'

1
28/14.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
Rafa tonga taigny amin'ny governora zany