From 102a110be091e78e8d91e8a81ab2d518bf5df7ce Mon Sep 17 00:00:00 2001 From: PLT-MAD010 <> Date: Tue, 17 Dec 2019 17:25:20 +0800 Subject: [PATCH] auto save --- 18/12.txt | 2 +- 1 file changed, 1 insertion(+), 1 deletion(-) diff --git a/18/12.txt b/18/12.txt index 906ad045..71535146 100644 --- a/18/12.txt +++ b/18/12.txt @@ -1 +1 @@ -\v 12 Ino no eritreritrareo? Raha misy managna ondry zato, ka mankaigny amin'ny lalan-diso ny raika am'jareo, de tsy handao ny sivy amby sivifolo akeo amin'ny tanety va izy ary ande hikaraka le raika ze nankaigny amin'ny lalan-diso?\v 13 Ra hitany zany, de koraniko marina aminareo, fa miravoravo am'zany miôtra no reo sivy amby sivifolo ze tsy nankaigny amin'ny lalan-diso izy.\v 14 Ötran'zany iany kô, tsy sitraky ny Rainareo aigny an-dagnitra ny hahavery ny raika amin'reo kely reo. \ No newline at end of file +\v 12 Ino no eritreritrareo? Raha misy managna ondry zato, ka mankaigny amin'ny lalan-diso ny raika am'jareo, de tsy handôsa ny sivy amby sivifolo akeo amin'ny tanet va izy ary ande hikaraka le raika ze nankaigny amin'ny lalan-diso?\v 13 Ra hitany zany, de koraniko marina aminareo, fa miravoravo am'zany miôtra no reo sivy amby sivifolo ze tsy nankaigny amin'ny lalan-diso izy.\v 14 Ötran'zany iany kô, tsy sitraky ny Rainareo aigny an-dagnitra ny hahavery ny raika amin'reo kely reo. \ No newline at end of file