From 101237b1ab5a2b3ca92901a734591bf0cf82a79a Mon Sep 17 00:00:00 2001 From: PLT-MAD010 <> Date: Wed, 11 Mar 2020 09:28:40 +0800 Subject: [PATCH] auto save --- 26/27.txt | 2 +- 26/30.txt | 2 +- 26/33.txt | 2 +- 26/36.txt | 2 +- 26/39.txt | 2 +- 26/42.txt | 2 +- 26/45.txt | 2 +- 7 files changed, 7 insertions(+), 7 deletions(-) diff --git a/26/27.txt b/26/27.txt index 151d96ae..19a0d732 100644 --- a/26/27.txt +++ b/26/27.txt @@ -1 +1 @@ -\v 27 \v 28 \v 29 Nandray ny kapôka Izy ary nisôtra, ary nagnome izany an'jareo ka nitare hoe: "Anareo daôly, sotroy ty. Fa ity ny ràn'ny fanekem-piavanana ahidigna ho anareo daôly ho famelan-keloka. Fa lazaiko aminareo, fa tsy mba hisotro ny vokatry ny vôloboka intsony Za, mandra-piavin'ny fisotrôgna vaovao herako aminareo aigny amin'ny fanjakan'ny Raiko." \ No newline at end of file +\v 27 Nandray ny kapôka Izy ary nisôtra, ary nagnome izany an'jareo ka nitare hoe: "Anareo daôly, sotroy ty. \v 28 Fa ity ny ràn'ny fanekem-piavanana ahidigna ho anareo daôly ho famelan-keloka. \v 29 Fa lazaiko aminareo, fa tsy mba hisotro ny vokatry ny vôloboka intsony Za, mandra-piavin'ny fisotrôgna vaovao herako aminareo aigny amin'ny fanjakan'ny Raiko." \ No newline at end of file diff --git a/26/30.txt b/26/30.txt index 23920f11..8338be2c 100644 --- a/26/30.txt +++ b/26/30.txt @@ -1 +1 @@ -\v 30 \v 31 \v 32 Rafa niraira fiderana izy reo, de nande taigny amin'ny antanetin'i Oliva. Avy akeo ozy Jesosy tamin'jareo hoe: Anareo daôly de handao Anà nony aminà gniany alina, fa vôsoratra hoe: "Hamely ny mpiandry ondry Za de hiparitaka ny ôndry." Fa afaran'ny fitsanganako amin'ny maty, de hialô lalana anareo aigny Galilia." \ No newline at end of file +\v 30 Rafa niraira fiderana izy reo, de nande taigny amin'ny antanetin'i Oliva. \v 31 Avy akeo ozy Jesosy tamin'jareo hoe: Anareo daôly de handao Anà nony aminà gniany alina, fa vôsoratra hoe: "Hamely ny mpiandry ondry Za de hiparitaka ny ôndry." \v 32 Fa afaran'ny fitsanganako amin'ny maty, de hialô lalana anareo aigny Galilia." \ No newline at end of file diff --git a/26/33.txt b/26/33.txt index fa26cc00..7ec0d3bf 100644 --- a/26/33.txt +++ b/26/33.txt @@ -1 +1 @@ -\v 33 \v 34 \v 35 Fa Petera nagnano tamin'Azy hoe: "Na de handao nony aminà aza nareo, Za tsy mba handao mihintsy." Ozy Jesosy taminy hoe: "Laziko marinna aminao, fa gniany alina raha mbola tsy maneno ny akoho, de handà an'Anà intelo enao." Petera nitare taminy hoe: "Na de tsy maintsy ho fatsy miaraka aminao aza za, de tsy handà anao." Ôtran'zany avokô no lazain'reo mpianatra hafa. \ No newline at end of file +\v 33 Fa Petera nagnano tamin'Azy hoe: "Na de handao nony aminà aza nareo, Za tsy mba handao mihintsy." \v 34 Ozy Jesosy taminy hoe: "Laziko marinna aminao, fa gniany alina raha mbola tsy maneno ny akoho, de handà an'Anà intelo enao." \v 35 Petera nitare taminy hoe: "Na de tsy maintsy ho fatsy miaraka aminao aza za, de tsy handà anao." Ôtran'zany avokô no lazain'reo mpianatra hafa. \ No newline at end of file diff --git a/26/36.txt b/26/36.txt index 6b7bed89..613ae8ac 100644 --- a/26/36.txt +++ b/26/36.txt @@ -1 +1 @@ -\v 36 \v 37 \v 38 Ary Jesosy nande niaraka tamin'jareo nankaigny amin'ny tôrana antsovina hoe: Getsemane ary nilaza tamin'ny mpianany hoe: "Mentôra aketo raha mbola hande ary hivavaka Za." Nitondra an'i Petera mbamin'ny zanak'i Zebedio roy là Izy ary nanomboka nalaelo sy ory. Avy akeo, ozy Izy tamin'jareo hoe: "Fadiranovana ny fagnako, ôtran'ny efa ho faty. Mentôra aketo ary miambena miaraka aminà." \ No newline at end of file +\v 36 Ary Jesosy nande niaraka tamin'jareo nankaigny amin'ny tôrana antsovina hoe: Getsemane ary nilaza tamin'ny mpianany hoe: "Mentôra aketo raha mbola hande ary hivavaka Za." \v 37 Nitondra an'i Petera mbamin'ny zanak'i Zebedio roy là Izy ary nanomboka nalaelo sy ory. \v 38 Avy akeo, ozy Izy tamin'jareo hoe: "Fadiranovana ny fagnako, ôtran'ny efa ho faty. Mentôra aketo ary miambena miaraka aminà." \ No newline at end of file diff --git a/26/39.txt b/26/39.txt index fbfff9fa..f4be6511 100644 --- a/26/39.txt +++ b/26/39.txt @@ -1 +1 @@ -\v 39 \v 40 \v 41 Nintaka kely Izy, nenkoka ary nivavaka. Ozy Izy hoe: "Ry Raiko, raha azo atao, de ôka alana aminà ty kapôka ty. Nefa ôka tsy araky ny sitrapoko, fa ny sitraponao." Nagnatogna an'reo mpiantra Izy ary nahita an'azy reo rekidrikena, ka ozy Izy tamin'i Petera hoe: "Nagnino nareo no tsy mavita miambina miaraka aminà na de ora raika aza? Miambena ary mivava mba tsy ho azon'ny fakam-pagna nareo. Mety iany ny fagna, fa ny nofo no malemy." \ No newline at end of file +\v 39 Nintaka kely Izy, nenkoka ary nivavaka. Ozy Izy hoe: "Ry Raiko, raha azo atao, de ôka alana aminà ty kapôka ty. Nefa ôka tsy araky ny sitrapoko, fa ny sitraponao."\v 40 Nagnatogna an'reo mpiantra Izy ary nahita an'azy reo rekidrikena, ka ozy Izy tamin'i Petera hoe: "Nagnino nareo no tsy mavita miambina miaraka aminà na de ora raika aza?\v 41 Miambena ary mivava mba tsy ho azon'ny fakam-pagna nareo. Mety iany ny fagna, fa ny nofo no malemy." \ No newline at end of file diff --git a/26/42.txt b/26/42.txt index ba769b10..70c225fb 100644 --- a/26/42.txt +++ b/26/42.txt @@ -1 +1 @@ -\v 42 \v 43 \v 44 Mbola nande fagnindroeny Izy ary nivavaka. Ozy Izy hoe: "Ry Raiko, raha tô tsy azo alana aminà ty raha tsy misotro Za, de ho atao anie ny sitraponao." Niverigna ndre Izy ary mbola nahita an'azy reo natory, fa navesatra ny mason'jareo. Ka niala an'azy reo ndre Izy, lasa ary nivavaka fagnontelony, nilaza reo teny reo iany. \ No newline at end of file +\v 42 Mbola nande fagnindroeny Izy ary nivavaka. Ozy Izy hoe: "Ry Raiko, raha tô tsy azo alana aminà ty raha tsy misotro Za, de ho atao anie ny sitraponao." \v 43 Niverigna ndre Izy ary mbola nahita an'azy reo natory, fa navesatra ny mason'jareo. \v 44 Ka niala an'azy reo ndre Izy, lasa ary nivavaka fagnontelony, nilaza reo teny reo iany. \ No newline at end of file diff --git a/26/45.txt b/26/45.txt index a87d2040..6adb5933 100644 --- a/26/45.txt +++ b/26/45.txt @@ -1 +1 @@ -\v 45 \v 46 Avy akeo Jesosy nagnantogna reo mpianatra ka nagnano tamin'jareo hoe: "Mbola matory sy miala saasatra ma anareo? Jereo, efa akaiky ny ora, ary ny Zanak'Ôla de hatolotra akeo an-tanan'reo mpanota. Mitsangana, ande isika, jereo fa efa akaiky le hamadika Anà." \ No newline at end of file +\v 45 Avy akeo Jesosy nagnantogna reo mpianatra ka nagnano tamin'jareo hoe: "Mbola matory sy miala saasatra ma anareo? Jereo, efa akaiky ny ora, ary ny Zanak'Ôla de hatolotra akeo an-tanan'reo mpanota.\v 46 Mitsangana, ande isika, jereo fa efa akaiky le hamadika Anà." \ No newline at end of file