auto save
This commit is contained in:
parent
7009315374
commit
04c9277e68
|
@ -1 +1 @@
|
|||
Nitsangana le mpisoronabe ka nagnano taminy hoe: "Tsy mana-kavaly ma Enao? Ino zany hempangan'izy reo Anao zany?" Fa nangina Jesosy. Ozy ny mpisoronaba taminy hoe: "Mandidy Anao amin'ny alalan'Andriamanitra velona za, lazao aminay raha Enao no Kristy, Zanak'Andriamanitra." Jesosy namaly an'azy hoe: "Vôlazanao, fa lazaiko aminao manomboka zao de ho hitanareo ny Zanak'Ôla h
|
||||
Nitsangana le mpisoronabe ka nagnano taminy hoe: "Tsy mana-kavaly ma Enao? Ino zany hempangan'izy reo Anao zany?" Fa nangina Jesosy. Ozy ny mpisoronaba taminy hoe: "Mandidy Anao amin'ny alalan'Andriamanitra velona za, lazao aminay raha Enao no Kristy, Zanak'Andriamanitra." Jesosy namaly an'azy hoe: "Vôlazanao, fa lazaiko aminao manomboka zao de ho hitanareo ny Zanak'Ôla hentotra akeo an-tanana
|
Loading…
Reference in New Issue