auto save

This commit is contained in:
PLT-MAD010 2020-02-14 13:51:58 +08:00 committed by root
parent d851aa12ec
commit 02201bd6ac

View File

@ -1 +1 @@
\v 4 \v 5 \v 6 Nindesin'i Heroda niaraka ny lôn'ny mpisorogna daôly sy ny mpanora-dalànan'ny ôla, ary nagnotany an'azy reo izy hoe: "Aiza no hateran'i Kristy?" Nitare taminy izy reo hoe: "Akao Betleheman'i Jodia, fa zao no vôsoratry ny mpaminagny hoe: Fa enao, Betlehema, aigny amin'ny tanin'ny Joda, de tsy kely indrindra amin'reo mpitondran'i Joda, fa avy aminao no hatongavan'ny mpananpaka ze hiandry ny ôloko Israely."
\v 4 Nindesin'i Heroda niaraka ny lôn'ny mpisorogna daôly sy ny mpanora-dalànan'ny ôla, ary nagnotany an'azy reo izy hoe: "Aiza no hateran'i Kristy?" \v 5 Nitare taminy izy reo hoe: "Akao Betleheman'i Jodia, fa zao no vôsoratry ny mpaminagny hoe: \v 6 Fa enao, Betlehema, aigny amin'ny tanin'ny Joda, de tsy kely indrindra amin'reo mpitondran'i Joda, fa avy aminao no hatongavan'ny mpananpaka ze hiandry ny ôloko Israely."