2019-12-17 21:50:53 +00:00
|
|
|
\v 12 Avy teo niditra tao an-tempoly Jesosy. Noroasiny daôly reo mpividy sy mpivarotra takao an-tempoly, ary naongany ny latabatr'ireo mpanakalo vola sy ny fipetran'ireo mpivarotra voromelala.\v 13 Ozy Izy tamin-jareo hoe: "Efa vôsoratra hoe: 'Ny tranoko de antsovina hoe tragno fivavahana, kanefa ataonareo efitra fisitrin'ny jiolàhy." \v 14 Nony avy teo de nisy jamba sy mandringa nagnatogna an'Azy takao an-tempoly, ka nositragniny zareo.
|