plt-x-sihanaka_mat_text_reg/09/25.txt

1 line
208 B
Plaintext
Raw Normal View History

2019-11-10 21:31:32 +00:00
\v 25 Rafa navôka teigny avelany ny vaôka, de niditra tao an'efitra Izy ary nandray an'azy tamin'ny tanana, ary nitsangana le zazavava. \v 26 Niparitaka nagnerana ny faritra rehetra ny vaovao momba izeigny.