plt-x-sihanaka_mat_text_reg/25/01.txt

1 line
350 B
Plaintext
Raw Normal View History

2020-01-07 22:23:03 +00:00
\v 1 Ny fanjakan'ny lagnitra de ho salan'ny virijiny folo ze niaka ny jirony ka nande niaogna tamin'ny mpampakatra. \v 2 Adala ny dimy tamin'jareo fa ny dimy kosa hendry.\v 3 Ary rafa nitondra ny jirony reo virijiny adala, de tsy nitondra solika niaraka taminy.\v 4 Fa reo virikiny hendry kosa de nitondra fitarizan-tsolika niaraka tamin'ny jirony.