plt-x-sihanaka_mat_text_reg/26/57.txt

1 line
312 B
Plaintext
Raw Normal View History

2020-03-05 04:01:10 +00:00
\v 57 \v 58 Ndesin'reo nisambotra an'Azy taigny amin'i Kaiafa mpisoronabe Jesosy, ze nivorian'reo mpanora-dalàna sy loholona. Fa Petera nagnaraka an'Azy avy aigny alavitra nankaigny amin'ny kianjan'ny mpisoronabe. Niditra takao agnatiny izy ary nentotra niaraka tamin'reo mpiandry raraha mba hahita ze hefarany.