plt-x-sihanaka_mat_text_reg/15/24.txt

1 line
321 B
Plaintext
Raw Normal View History

2019-12-28 02:51:35 +00:00
\v 24 \v 25 \v 26 Fa Jesosy namaly ary nitare hoe: " Tsy nirana ho an'iza na iza Za afa-tsy ho an'ny ondry very akao amin'ny ankohonan'Israely." Fa tonga nangataka sy niankoka takeo agnatreny izy, nagnano hoe: "Tompo, vonjeo za."Namaly Izy ka nagnano hoe: "Tsy rariny raha alaina ny mofon-jaza ka atsipy ho an'ny ambô."