2019-12-17 21:50:53 +00:00
|
|
|
\v 20 Rafa natazagna an'zany reo mpianatra, de gaga zareo ary nitare hoe: "Ahôna no nahamaigna avy atraigny ty aviavy ity?"\v 21 N amaly Jesosy ary nilaza an'azy reo hoe: 'Lazaiko marina aminareo, manam-pinôna sy tsy misy fisalasalana nareo, de tsy ze natao tamin'io aviavy io fôgna no hataonareo, fa de hitare amin'ty tanety ty aza hoe: 'miongota ary milatsa aigny an-dranomasina', de ho atao zany. \v 22 N'ino n'ino angatanareo am-bavaka, am-pinôna, de ho azonareo.
|