2019-11-06 00:25:10 +00:00
|
|
|
\v 35 Rafa nofantsin'jareo tamin'ny azofijalina Izy, de nataon'jareo loka ny fizarana reo fitafiny,\v 36 ka nipetraka zareo ary nijanona niambina Azy. \v 37Teo ambonin'ny lôny no nametran'jareo soratra milaza ny nanameloana an'Azy, ze mivaky hoe: "Ity no Jesosy, mpanjakan'reo Jiosy."
|