\v 28 Mankanesa aty Amina; anareo daôly ze miasa sy mitondra mavesatra, de ameko fitsaharana anareo. \v 29 Ento ny zogako ary mianara Amina; fa malemy fagna sy magnetry tegna am-po Za, de haita fitsaharana ho an'reo fagnahinareo anareo. \v 30 Fa mora ny zogako ary maivana ny entako.