2019-11-05 12:59:34 +00:00
|
|
|
\v 5 Raha mbôla niteny Izy, indro, nisy raona mazava nagnarona an'jareo, ary indro, nisy feo nivôka avy takao amin'ny raona, nagnano hoe: "Ity ny Zanako malalako, ze sitrako toko Henoy Izy" \v 6Rafa ren'reo mpianatra zaigny, de lavo zareo ary nataotra mafy. \v 7 Avy akeo tamy Jesosy ary nikasika an'jareo ka niteny hoe: "Mitsangana ary aza maotra" \v 8Avt akeo de nijery ambony zareo fa tsy nahita nao iza na iza afa-tsy Jesosy rery iagny
|