2019-11-06 00:25:10 +00:00
|
|
|
\v 45 Ary nagnomboka tamin'ny ora faenina de nandrakotra ny tany rehetra ny aizina ka hatramin'ny ora fasivy. \v 46Teo amin'ny ora fasivy, de nihiaka tamin'ny feo mafy Jesosy ary nagnanao hoe: "Ely, Ely, lamà sabaktani?" Izay midika hoe: "Andriamanitro, Andriamanitro, naona no nandao Ana Enao" \v 47Rafa ren'ny sasany tamin'jareo nitsangana teo zany, de hoy zareo: "Miantso an'i Elia Izy"
|