2020-02-14 06:20:34 +00:00
|
|
|
\v 20 \v 21 \v 22 Ozy Jesosy tamin'jareo hoe: "An'iza ty sary sy agnarana ty?" Nitare taminy zareo hoe: "An'i Kaisara." Avy akeo Jesosy nitare an'azy reo hoe: "Omeo an'i Kaisara reo ze an'i Kaisara, ary an'Andriamanitra reo ze an'Andriamanitra." Rafa naregny zany zareo, de gaga. Ary niala takeo Aminy zareo ka nande.
|