2019-12-17 05:52:57 +00:00
|
|
|
\v 7 Avy teo nitsangana le leilà ary nankaigny an-dragnony. \v 8Rafa natazagna an'izany ny vaôka, de gaga zareo ary nidera an'Andriamanitra, ze nagnome fahefana ôtran'zany ho an'ny ôla. \v 9 Ary raha niala avy takeo jesosy, de naita leila nantsoigna hoe Matio Izy, ze nipetraka teo amin'ny lain'ny famorian-ketra. Ozy Izy taminy hoe: "Magnara an'Ana." Nitsangana izy ary nagnaraka an'Azy.
|