\v 10 \v 11 Avy akeo Jesosy nitaré tamin'azy hoe: "Miala anketo anao, ry satana! fa efa vôsoratra hoe: "Anao de hidera ny Tompo Andriamanitrao, ary Izy irerika no tompoinao. Avy akeo nandaosa anazy ny devoly, ary indreo nisy anjely tonga ka nanompo azy.