\v 7 Mangataha, de amena anareo zany. Mikara,de hahita anareo. Dondogno, fa hisokatra ho anareo zany. \v 8 Fa ze mangataka daôly, de mahazo; reo daôly ze mitady, de mahita; ary ho an'ny ôla mandodogna, de ho voaina.\v 9Iza aminareo, raha angatahan'ny zanany mofo, no hanolotra vato ho azy \v 10 Na kô raha nangatahiny trondro, ka hanolotra bibilava azy.