2019-12-17 21:50:53 +00:00
|
|
|
\v 1 Raha nagnatogna an'i Jerosalema Jesosy sy ny mpianany ka nakao Betifaga, aigny an-tanetin'i Oliva, de nandefa mpianatra rôy Jesosy, \v 2 nilaza tamin-jareo hoe: "Mandeana akao am'ze tanana magnaraka akao, akeo iany anareo de hatazana boriky mifatotra ary ny zana-boriky raika miaraka am'azy. Vahao jareo ary ndeso aty Amina. \v 3 Ra misy mitare an'nareo momba an'zany, de lazao hoe: 'Misy ilain'ny Tompo anazy reo, ary eo no eo zany ôla zany de handefa anazy reo miaraka aminareo."
|