\v 6 Aza amena ny alika ze masina, ary aza hatsipy akeo aloan'ny kisô ny vatosoanareo. Raha tsy zany de manjary ho vôkitsany ny tongon'jareo, ary avy eo hifotitra sy hamiravira anareo amin'ny fahapotehana.