plt-x-sihanaka_mat_text_reg/09/01.txt

1 line
306 B
Plaintext
Raw Normal View History

2019-11-09 07:02:40 +00:00
\v 1 \v 2 Niditra takao an-tsambokely Jesosy, nipita, ary tonga takao amin'ny tananany. Teo, nisy leila mararin' ny paralysis natory teo am-pandreigna ndesin'jareo teo Aminy. Rafa naita ny finon'jareo, de ozy Jesosy tamin'le leila mararin'ny paralesisa hoe: "Anaka, oka enao hifaly. Efa vovela ny elokao."