2019-12-17 12:04:24 +00:00
|
|
|
\v 10 Reo mpianatra nitare tamin'i Jesosy hoe: "Rafa zany no toetran'ny leila amin'ny vadiny, de tsy tsara ny manambady." \v 11 Fa Jesosy nitareo tamin'reo hoe: "Tsy ny ôla daôly no afaka magneky zany fampenarana zany, fa reo ze navela hagneky an'zany fôgna. \v 12 Fa misy reo ionoka ze efa ôtran'zeigny hatrany an-kibon-drenin'jareo, ary misy reo ionoka ze natôn'olombelona, ary misy reo ionoka ze magnano ny tenan'jareo ho ionoka nony fanjakan'ny lanitra. Izy ze afaka mandray zany fampiagnarana zany, ôka izy handray izany."
|