2019-11-13 12:48:57 +00:00
|
|
|
\v 17 Namaly Jesosy ary niteny hoe: "Ry taranaka tsy mpino sy simba toetra, mandra-pahovegna no tokony hipetrako miaraka aminareo? Mandra-pahovegna no tsy maintsy izakako miaraka aminareo? Ndeso eto amina izy" \v 18Niteny mafy ny demonia Jesosy, ka nivôka taminy zany ary de sitrana tamin'zany ora zany le ngaogna kely.
|