\v 10 Nefa hizaha ino no nivoanareo - mpaminagny? Iôny, mitare aminareo Za, ary mihôtra lavitra noho ny mpaminagny. \v 9 Izy le ze vôosotra hoe: 'Tazano, magniraka ny iraka hoalô ny tavanareo Za, ze hagnomana ny làlanareo melo an'nareo.'