2019-12-17 03:36:14 +00:00
|
|
|
\v 23 Rafa niditra takao amin'ny sambokely raika Jesosy, de nagnaraka an'Azy tao agnatin'io ireo mpianany.\v 24 Indro,nisy tafio-drivotra gedabe nitranga teo amin'ny ranomasina, ka de rakotry ny onja ny sambo. Fa tafandry Jesosy.\v 25 Nankeo amin'Azy ireo mpianatra ary namô an'Azy, nagnano hoe: "Vonjeo tsika, Tompo; ho foaty tsika!"
|