2020-01-08 13:02:48 +00:00
|
|
|
\v 24 Avy akeo le mpanompo ze naray talenta tokana nagnatogna no sady niteny heo: "Tompoko, fantatro fa leila hentitra enao. Mandidy aigny amin'ze tsy namafazanao enao, no sady magnangom-bokatra aigny am'ze tsy nambolenao. \v 25 Natatra za, ka nande ary nanitrika ny talentanao takao agnaty tany: Jereo, indro ze an'nao."
|