|
\v 76 Enao ry zaza de antsovina hoe mpaminagn'ny Avo Indrindra, fa hande helôha ny tavan'ny Tompo enao ary hagnambôtra ny lalany, mba hagnomana ny ôla ny amin'ny feviny, \v 77 mba hagnome falalam-pamonjena ho an'ny ôla amin'ny alalan'ny famelana ny helok'izy reo. |