plt-x-sihanaka_luk_text_reg/01/62.txt

1 line
203 B
Plaintext

\v 62 Nagnano baiko môgna tamin'ny rainy izy reo ny amin'ny tenay hatao agnarany. \v 63 Nangataka solaitra fagnoratana ny rainy ary nanoratra hoe: "Jaona no agnarany." Ary de gaga tamin'zany izy daôly.