\v 24 Tafaran'reo andro reo, de bevoka Elizabeta ary nisitrika nandritry ny dimy volana. Ozy izy hoe: \v 25 "Zao no naton'ny Tompo ho anà rafa nitsinjo anà Izy mba hagala ny henatro akeo agnatrehan'ny ôla."