1 line
314 B
Plaintext
1 line
314 B
Plaintext
\v 50 Ary indro, nisy leila raika antsôvina hoe Josefa, ze mpikambagna takao amin'ny Synedriona. Ôla tsara sady marina izy. \v 51 Io leila io de tsy nangeky ny fanapa-kevitry ny Synedriona sy ny asan-jareo. Avy aigny amin'ny tanànan'ny Jodiana taigny Armatia izy; ary izy de nikatsaka ny fanjakan'Andriamanitra. |