1 line
379 B
Plaintext
1 line
379 B
Plaintext
\v 8 Rafa tazagn'i Heroda Jesosy, de tegna ravoravo izy, satria efa te-hahita an'Azy hatramin'ny ela. Naregny ny momba an'Azy izy ary nagnantena ny hahita fagagana betsaka nataony. \v 9 Heroda nametra-pagnontanena an'i Jesosy tamin'ny teny maro, saingy Jesosy tsy namaly na ino na ino an'azy. \v 10 Reo lôhan'ny mpisorona sy reo mpanora-dalàna nitsangana, nempanga mafy an'Azy. |