1 line
288 B
Plaintext
1 line
288 B
Plaintext
\v 21 Nagnontany an'Azy zareo, ary nitare hoe: Mpampianatra ô! fantatray Enao fa mitare sy mampianatra ny marina, ary tsy vôsariky ny hevitr'iza na iza, fa enao de mampianatra am-pamarinana, ary lalan'Andriamanitra. \v 22 Mety aminay ma ny mandoa vola hetra ho an'Kaisara, sa tsy mety?" |