1 line
285 B
Plaintext
1 line
285 B
Plaintext
\v 59 Ary Ozy tamin'ny hafa hoe: "Magnarà Anà." Fa ozy hoe: "Tompoko, avilao za aloha hande handevigna ny raiko." \v 60 Fa Ozy tamin'azy hoe: "Avilao ny maty handevina ny maty akao amin'azy. Fa ho an'nao, mandiana ka mitoria aigny lavitra aigny ary hitaro ny fanjakan'Andriamanitra." |