1 line
393 B
Plaintext
1 line
393 B
Plaintext
\v 20 Ary nitare tamin-jareo Izy hoe: "Fa ataonareo ho iza ma Za?" Namaly Petera hoe: "Le Kristin'Andriamanitra." \v 21 Fa noraràny mafy zareo tsy hilaza zany na amin'iza na amin'iza,\v 22 nagnano hoe: "Ny Zanak'ôla de tsy maintsy hijaly amin'ny ra betsaka ary ho lavin'reo lôholona sy lôhan'ny mpisorogna ary reo mpanora-dalàna, jo vonony Izy ary amin'ny andro fahatelo de hatsangana." |