1 line
358 B
Plaintext
1 line
358 B
Plaintext
\v 15 Ka de nagnano zany zareo, ary nampipetraka reo vahôka. \v 16 Nandray reo mofo dimy sy hazan-drano rôy, de niandrandra ny lanitra Izy, nisaotra reo ary nozarazarany, ka de nameny an'reo mpianatra zany mbô hotolorana am'reo vahôka. \v 17 Nihinana izy daôly ka afa-po, ary nangonina reo sisa tsy lany - ka nisy sombintsombiny roambin'ny folo harogna. |