1 line
307 B
Plaintext
1 line
307 B
Plaintext
\v 22 Sambatra nareo rafa hankalain'ny ôla daôly ary rafa ahilik'jareo sy haratsen'jareo, non'ny amin'ny Zanak'Ôla. \v 23 Mifalia am'zany andro zany ary mibitaha an-kafalena, satria azo antoka fa hahazo valisô leibe aigny an-dagnitra nareo, fa mitovy am'zany no nitondran'ny razan'reo an'reo mpaminagny. |