plt-x-sihanaka_luk_text_reg/06/17.txt

1 line
518 B
Plaintext

\v 17 Avy akeo Jesosy nidigna ny tanety niaraka tam'jareo de nitsangana tamin'ny tany marimarina niaraka tamin'ny mpianany betsaka sy vahôka batsaka avy aigny Jodia sy Jerosalema ary ny sisin-tanin'ny Tyro sy Sidona. \v 18 Tonga reo mba hitaigno an'Azy ary mba ho sitranina amin'ny aretin'jareo. Sitrana ihany kô ny vahôka ze nisaviritanin'ny fagna maloto. \v 19 Ny ôla daôly tam'reo vahôka de niezaka ny hikasika an'Azy hatraigny satria nivôka avy tamin'Azy ny hery magnasitrana, ary sitrany avokô izy daôly.