1 line
416 B
Plaintext
1 line
416 B
Plaintext
\v 9 Jesosy nitare tam'jareo hoe: "Magnontany an'nareo za, ara-dalàna amin'ny Sabata ma ny fagnanôvana ny tsara sa ny fagnanôvana ny ratsy, ny manavotra aigna sa ny mamotika?" \v 10 Ary nitazagna ny magnodidina an'azy daôly Izy ka nitare tam'le leila hoe: "Atsoro ny tagnanao." Nagnano an'zany izy, ary sitrana ny tagnany. \v 11 Nefa feno asosena izy reo ary nifampiresaka momba an'ze hataon'jareo amin'i Jesosy. |