1 line
362 B
Plaintext
1 line
362 B
Plaintext
\v 33 Ny ray sy renin'le zaza de gaga tamin'ny ra nolazaina makasika an'Azy. \v 34 Nitso-drano an-jareo Simona ary nitare tamin'i Maria reniny hoe: "Indro, ty zaza ty de vôtendry ho amin'ny fandavôna sy fanandratana ny ôlon'Israely maro ary ho famantarana ze nolavina - \v 35 ary hisy sabatra hanombaka ny fagnahinao - mbô ho vômbara ny hevitry ny fo maro." |