plt-x-sihanaka_luk_text_reg/01/01.txt

1 line
507 B
Plaintext

\v 1 Betsaka reo niezaka nanoratra tantara mikasika an'reo ra-nitranga ze tanteraka teto amintsika, \v 2 araka ze efa nagnoloran'jareo an'azy tamintsika, ze efa vavolombelona nagnatri-maso sy mpanompn'ny teny hatraigny am-pendohana. \v 3 Ary aminà ihany fôgna de ôtran'manjary rafa nagnadiady tsara ny fandean'ny ra daôly hatramin'ny vôlôny - ny hanoratra tatitra araka ny filaharany ho an'nao, ry Teofilo mendrika indrindra. \v 4 Zany de mba halalanao ny marina momba an'reo ra ze nampenarina an'nao.