1 line
324 B
Plaintext
1 line
324 B
Plaintext
Fa zareo nagnizingizigna tamin'ny feo avo, nangataka an'Azy mbô homboana. Ny feon-jareo de nandresy latra an'i Pilato. Ka de nanapa-kevitra ny haneky ny fangatahan-jareo Pilato. Navotsony le raika nangatahin-jareo ze nalefa taigny am-ponja nohon'ny fikomiana sy famonoana ôla. Fa natolony ho amin'ny Sitrapon-jareo Jesosy. |