1 line
392 B
Plaintext
1 line
392 B
Plaintext
\v 9 Nitineniny tamin'ny vahôka zao fagnoharana zao. "Nisy leila raika nanagna tanim-bôloboka, ary handeha taigny amin'ny tany hafa nandritra ny fotôna ela izy. \v 10 Tamin'ny fotôna nifagnomezana de nandefa mpanompo izy ho aigny am'reo mpamboly vôloboka, fa tokony hagnome an'azy ny vokatry ny tanim-bôloboka zareo. Notarôn'reo mpamboly anefa izy, ary nalefany niverigna tagnam-polo." |