plt-x-sihanaka_luk_text_reg/19/32.txt

1 line
478 B
Plaintext

Reo ze niràna de nande ary natazagna le zana-boriky araka ny nolazain'i Jesosy tamin-jareo. Raha teo am-pamahana ny zana-boriky zareo, de ozy reo tompony tamin-jareo hoe: "Magnino ma no vahanareo ny zana-boriky?" Nitare zareo hoe: "Misy ilàn'ny Tompo an'azy." Nentin-jareo taigny amin'i Jesosy zany, ary napetrak'zareo takeo ambonin'ny zana-boriky ny lambany ary nametraka an'i Jesosy teo amboniny. Raha nande igny Izy, de novelarin-jareo takeo amin'ny lalana ny lamban-jareo.