plt-x-sihanaka_luk_text_reg/13/04.txt

1 line
264 B
Plaintext

Na regny ôla valo ambefolo takao Siloama ze nenjeran'ny tilikambo ka nafaty an-jareo, meritreritra ma anareo fa tegna mpagnota ratsy mihôtra noho reo leila hafa tao Jerosalema regny? Tsia, ozy Za. Fa anareo raha tsy mibebaka, anareo daôly iany kô de ho foaty."