1 line
306 B
Plaintext
1 line
306 B
Plaintext
Avekeo reo ze natazagna an'zany nilaza an-jareo ny fomba nahasitrana an'le leila nanjakan'ny demonia. Ary ny vahôka daôly takeo amin'ny faritanin'i Gerasena de nangataka an'i Jesosy mbô hiala akeo amin-jareo, satria feno tatra mafy zareo. Noho zany de nande an-tsambokely Izy mbô afahan'jareo miverina. |