1 line
444 B
Plaintext
1 line
444 B
Plaintext
Avekeo nankeo amin'Azy ka namô an'Azy reo mpianatr'i Jesosy, nagnano hoe: "Tompo ô! Tompo ô! Ho foaty tsikana!" Ary nifoha Izy ka niteny mafy ny rivotra sy ny rano manonja, ary nitsahatra reo, ka nisy fitoniana takeo. Ary nitare tamin-jareo Izy hoe: "Aiza ny finoanareo?" ary natatra mafy zareo. Ary natatra no sady gaga iany kô zareo, ary nifampagnontany hoe: "Iza ma le io, no mandidy na ny rivotra sy ny rano aza, ary maneky an'Azy reo?" |